- Alatsinainy 01 Jolay 2019
Any Ivelany.Toekarena Amerikanina Mitotongana noho ny politikan’i Donald Trump
Nahitana fiakarana 3.1% ny fitombon’ny harinkaren’i Etazonia tamin’ny telovolana voalohan’ity taona 2019 ity.
Hamaky ny tohinyNahitana fiakarana 3.1% ny fitombon’ny harinkaren’i Etazonia tamin’ny telovolana voalohan’ity taona 2019 ity.
Hamaky ny tohinyMiketrika mafy hitrandraka « pétrole » sy « gaz » any Guinée Equatoriale ry zareo sinoa amin’izao fotoana izao, ary tena mifandray tanteraka ny tadin-dokanga eo amin’ny firenena roa tonta.
Hamaky ny tohinyNanapa-kevitra ny fampanoavana eo anivon`ny Fitsarana iraisam-pirenena fa hanokatra fanadihadiana manokana manoloana ny famindran-toerana (deportation) natao tamin`ireo Rohingyas miisa 740 000 tao Birmanie.
Hamaky ny tohinyEfa sesilany ny fanafihana ataon` ireo vondrona djihadiste any Mali. Mihorohoro ny firenena satria tafiakatra 41 ireo olona namoy ny ainy, raha ny tatitra navoakan` ny Firenena Mikambana omaly maraina.
Hamaky ny tohinyTombanana any amin’ny 75 tapitrisa ny isan’ny olona nifindra monina na nitsoa-ponenana manerantany, nandritra iny taona 2018,
Hamaky ny tohinyTeratany thailandey iray no maty notrongisin’ny elefanta tao amin'ny valan-javaboahary nasionaly iray tany atsinanan'ny firenena.
Hamaky ny tohiny